GAZETIN' NY NOSY
Dolin Rasolosoa: "Raha tsy maintsy ho rendrika ny sambo dia miandry farany aho" PDF Imprimer Envoyer
Jeudi, 23 Mai 2013 08:13

"Mbola mijanona manohy ny andraikitro amin'ny maha-filohan'ny Filankevitra ambonin'ny tetezamita ahy aho amin'izao fotoana aloha.

Lire la suite...
 
Manota rija Rabelaolao:Very hasina ny ministeran'ny Fanatanjahan-tena PDF Imprimer Envoyer
Jeudi, 23 Mai 2013 08:12

Raha toa ka mbola nitambatra ny ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena nanomboka tamin'ny taona 2003 dia efa tsikaritra fa very hasina ity ministera ity.

Lire la suite...
 
Antoko Monima: Notanterahin'izy ireo ny nambarany PDF Imprimer Envoyer
Jeudi, 23 Mai 2013 08:12

"Basy hatifi-kavana tsy nafeniny fa narangarangany". Io no azo ilazana ny firosoan'ny Antoko Monima tamin'ny fepetra nambarany fa horaisiny, herinandro vitsivitsy lasa izay.

Lire la suite...
 
Andry Nirina Rajoelina: Hametra-pialana anio raha toa ka hisy ny fifidianana PDF Imprimer Envoyer
Jeudi, 23 Mai 2013 08:11

Namonjy ny fiantsoana nataon'ny tafika sy ny FFM (Filankevitra ny fampihavanana Malagasy), ary ny mpanara-maso ny fampiharana ny tondrozotra omaly tao amin'ny hôtely Carlton ny filohan'ny tetezamita Andry Nirina Rajoelina.

Lire la suite...
 
Inty sy nday: Hisy hihaino ?... PDF Imprimer Envoyer
Jeudi, 23 Mai 2013 08:11

Niteraka resa-be, omaly tontolon'ny andro, ny zava-nisy teny Ankorondrano.

Lire la suite...
 
<< Début < Préc 1 2 3 4 Suivant > Fin >>

Page 1 de 4