GAZETIN' NY NOSY
Soatoavina: Tsiahy PDF Imprimer Envoyer
Vendredi, 24 Mai 2013 08:20
Dia namono omby izy ary nanisy toaka hosotroina, fa izany no fomba tamin'izany.
Lire la suite...
 
Espace Mon Goûter : hampirevy i Kôlibera sy ireo namany PDF Imprimer Envoyer
Vendredi, 24 Mai 2013 08:19

Hafana indray ny faran'ny herinandro ho an'ireo mpankafy ny bà gasy. Hifamotoana ao amin'ny Espace Mon Goûter ity hariva ity, manomboka amin'ny 9 ora alina mantsy, i Kôlibera sy Nini, Julien ary Razaka, hotronin'ny tarika Ratalata.

Lire la suite...
 
Famonoana mpivarotra tao Ilakaka: Voasambotra Ralava sy ny namany tompon'antoka PDF Imprimer Envoyer
Vendredi, 24 Mai 2013 08:19

Voasambotry ny mpitandro ny filaminana tao Fianarantsoa tamin'ny alatsinainy faha 20 may 2013 ny tompon'antoka tamin'ny famonoana ireo mpivarotra telo tao Ilakaka ny faha 29 mars 2013 lasa teo.

Lire la suite...
 
Association des ingenieurs des mines: Fivoriambe ara-potoana PDF Imprimer Envoyer
Vendredi, 24 Mai 2013 08:18

Ny asabotsy 25 May 2013 ao amin'ny “Amphithéatre Ministère des Mines” Ampandrianomby, manomboka amin'ny 9 ora maraina.

Lire la suite...
 
Inty sy nday: Aoka izay ny pôlitika ! PDF Imprimer Envoyer
Vendredi, 24 Mai 2013 08:18

Fanamarihana samihafa no tonga taty amin'ny mpanao ny fanadihadiana, taorian'ny lahatsoratra nivoaka teto omaly iny.

Lire la suite...
 
<< Début < Préc 1 2 3 4 5 Suivant > Fin >>

Page 1 de 5