Andry Rajoelina: Hamotika ny tombontsoan’i Frantsa eto ?
Samedi, 18 Mai 2013 07:41
Henjana ny ady hevitra ankehitriny. Mitaky mivantana mihitsy ny hisintahan’i Andry Rajoelina tsy ho isan’ny mpifaninana amin’izao fifidianana filohampirenena izao ny fianakaviambe iraisam-pirenena. Naneho ny heviny avy arakaraky ny sehatra misy azy izy ireo.
Inty sy nday: Porofoy ny fitiavan-tanindrazanareo !
Samedi, 18 Mai 2013 07:34
“Izay miseho rehetra toa maneno sahona avokoa.” Izany no endrika isehoan’ny tranga rehetra eto amin’ny tany sy ny fanjakana ankehitriny, raha ny resaka pôlitika no asian-teny.