GAZETIN' NY NOSY
Grande Braderie : hisokatra anio ny hetman PDF Imprimer Envoyer
Mercredi, 22 Mai 2013 06:47
Hisokatra anio ary tsy hifarana raha tsy amin’ny alahady ho avy izao ny hetsika ara-barotra Grande Braderie andiany faharoa amin’ity taona ity, izay miompana amin’ny loha-hevitra “fetin’ny reny” karakarain’ny orinasa Madavision etsy amin’ny lapan’ny  fanatanjahan-tena sy kolatsaina Mahamasina.
Lire la suite...
 
Dr Rakotomalala Manan’Ignace: Nodimandry teo amin’ny faha-86 taonany PDF Imprimer Envoyer
Mercredi, 22 Mai 2013 06:47
Anarana tsy zoviana amin’ny mponin’Antananarivo ny anaran’ny Dr Rakotomalala Manan’Ignace. Teo amin’ny raharaha sosialy aloha dia mpitsabo izy, ary ny famorana zazalahy amin’ny fotoanan’ny ririnina no isan’ny ahalalan’ny maro azy.
Lire la suite...
 
Inty sy Nday: Mbola hanao "oui m'se" ihany ve ? PDF Imprimer Envoyer
Mardi, 21 Mai 2013 08:44

Ny naresaka indrindra tamin'iny herinandro lasa iny dia ny fanambaran'ny "mpanelanelana" afrikanina sy ny Vondrona eoraopeanina ny hampiatoan'izy ireo ny famatsiany ny vola hanaovana ny fifidianana nohon’ny tsy fankasitrahan'izy ireo ny filatsahan-kofidian'ireo kandidà telo, dia Ratsiraka Didier sy Ravalomanana Lalao ary Rajoelina Andry.

Lire la suite...
 
Sekolin'ny zandary Ambositra: Mpiofana 470 no nahavita fiofanana PDF Imprimer Envoyer
Mardi, 21 Mai 2013 08:44

Mpianatra zandary miisa 470 indray no navoakan'ny sekolin'ny zandarimaria ao Ambositra tamin'ny zoma faha 17 May 2013 lasa teo.

Lire la suite...
 
Pentekôsta 2013: Nahatratra 300 ireo niditra hôpitaly PDF Imprimer Envoyer
Mardi, 21 Mai 2013 08:42

Raha nambara talohan'ny fanamarihana ny fetin'ny Pentekôsta fa " hoezahina ny haha-pentekôsta ieren-doza ny amin'ity taona 2013 ity ", dia tsy dia tsinjo loatra izany.

Lire la suite...
 
<< Début < Préc 1 2 3 Suivant > Fin >>

Page 2 de 3