GAZETIN' NY NOSY
Minisitra teo aloha: Niverina am-ponja, hivoaka anio ny didy PDF Imprimer Envoyer
Mercredi, 19 Juin 2013 08:29
Niakatra fitsarana omaly tetsy amin’ny varavarana voalohany ny lapan’ny fitsarana Anosy ny raharaha nampifanolana ny minisitra teo aloha, Iharizaka Rahaingoson (minisiteran’ny Télécommunication, Postes et nouvelle Technologie) teo aloha tamin’ny governemantan’ny praiminisitra Camille Vital sy vehivavy iray nitranga teny Ampefiloha ny alatsinainy 10 jona lasa teo.
Lire la suite...
 
Inty sy Nday: Tsy mahagaga... PDF Imprimer Envoyer
Mardi, 18 Juin 2013 07:57
Nanaitra ny mpanaraka ny raharaham-pirenena ny nandrenesana, tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity ny hoe efa “notoloran-kevitra” ny hitsoaka any Frantsa, hono, ny filohan’ny tetezamita fa tsy nanaiky.
Lire la suite...
 
Tsy fandriam-pahalemana: Omby 1207 tafaverina, dahalo enina maty PDF Imprimer Envoyer
Mardi, 18 Juin 2013 07:56
Isan-kerinandro dia misy foana ny fivoriana iraisan’ireo tomponandraikitra ambony mikasika ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana eo anivon’ny tafika, zandary ary miaramila.
Lire la suite...
 
CENI-T: Tsy voatazona ny datin’ny 24 Jolay 2013 PDF Imprimer Envoyer
Mardi, 18 Juin 2013 07:55
Raha ny iaraha-mahita dia manao izay fomba rehetra hampihemotra ny daty hanaovana ny fifidianana izay ho filohan’ny Repoblika fahefatra ny governemantan’ny firaisam-pirenena.
Lire la suite...
 
Inty sy Nday: Ho avy mamiratra… PDF Imprimer Envoyer
Lundi, 17 Juin 2013 08:40
Herinandro vaovao indray ity no diavina kanefa toa tsy hita ihany izay fivoaran’ny raharaham-pirenena. Toa mifanipy baolina, araka ny fitenenana, fotsiny ireo mpitondra ambony, moa toa tsy noraharahian’ny afrikanina akory ny tranga misy eto amintsika.
Lire la suite...
 
<< Début < Préc 1 2 3 Suivant > Fin >>

Page 2 de 3