GAZETIN' NY NOSY
Distrika Antanifotsy : marisarisa ny fandriam-pahalemana PDF Imprimer Envoyer
Samedi, 25 Mai 2013 08:48

Miharatsy ny raharaha ao Antanifotsy ao satria marisarisa ny fandriam-pahalemana. Nihaiky ny mpitodnra ao an-toerana fa tena Antanifotsy no foiben’ny fanafihana izay miampita any Ambatolampy farany teo, tao Hazolava.

Lire la suite...
 
Filohan’ny tetezamita: « Raha ho faty aho, matesa rahavana… » PDF Imprimer Envoyer
Samedi, 25 Mai 2013 08:48

Fiteny Malagasy manana ny lanjany ny hoe “raha ho faty aho, matesa rahavana, raha ho faty ny havana, matesa ny omby…”

Lire la suite...
 
Herinandron’ny Mpanazava sy Tily : “ady amin’ny herisetra mianjady…’’ PDF Imprimer Envoyer
Samedi, 25 Mai 2013 08:46

Tamin’ny sabotsy 18 may 2013, nanomboka tamin’ny 2 ora tolak’andro, no nosokafana tamin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana, izay natao tao amin’ny FJKM Anosizato Hebrona, ny fanamarinana ny “Herinandron’ny Mpanazava sy Tily”.

Lire la suite...
 
Mpitondra tetezamita: Hogejaina ny fananan’izy ireo any ivelany? PDF Imprimer Envoyer
Samedi, 25 Mai 2013 08:46

Mitombo andalana toa dian’ andriana ny solajin-drafitra  miara-dia amin’ny fitadiavana ny fomba hamoahana ny fikatsoana ankehitriny eo amin’ny fikarakarana ny fifidianana.

Lire la suite...
 
Inty sy Nday: Vitantsika ve ?… PDF Imprimer Envoyer
Samedi, 25 Mai 2013 08:45

Araka ny feo naely, tato anatin’ny roan a telo andro izay, dia misy indray ny “fangatahana” ny hanemorana ny fifidianana. Tokony hoitarina iray volana indray, hono, ny fotoana hanaovana azy io. Mazava ho azy ny fanontaniana aterak’izany dia ny hoe fa maninona ê?...

Lire la suite...
 
<< Début < Préc 1 2 3 4 5 6 Suivant > Fin >>

Page 1 de 6