Tsy hay tenenina intsony ny filazana azo avy any amin’ny faritany rehetra eto Madagasikara mahakasika ny fidangan’ny vidin-jiro izay ataon’ny […]
Gazetin’ny nosy
Tobim-pitsaboana goavana sady reharehan’i Madagasikara ny Hôpitaly Girard & Robic eny Soavinandriana hatramin’izay.
Sesehena ny akon’ny lahatsoratra navoakanay teto omaly momba ireo mpino silamo Malagasy. Niezaka nanadihady fanindroany izahay mpanao gazety.
Ny olom-pirenena mahay mandinika dia mahita sy mahatsapa avokoa fa miha-potika hatrany ny soatoavina sy ny kolontsaina maha Malagasy.
Omaly no tonga eto Andrenivohitra ny fiarabe voalohany mitatitra ny Vary tsinjo vao tonga tao amin’ny seranam-tsambon’i Toamasina,
Manao antso avo amin’ny Filohampirenena Andry Nirina Rajoelina ny Mpino Silamo “Sunite” eto Madagasikara fa mandry andriran’antsy, ahiana hivadika fifamonoana […]
Misy lafin-javatra tsikaritry ny maso nitsipalotra ka anaovana azafady raha itondrana fanamarihana. Isan’ny toetra mivoitra maha-Repoblika ny Repoblika iray ny […]
Taty aoriana nanjary tsy nisy zava-banona rehefa niseho ny fisandohana andraikitra tamin’ny taona 2018 satria nahazo taratasy « récépissé »
Tsy vitan’izay, fa nandeha ny fanararaotam-pahefana, nitohy hatrany ny fanakorontanana.
Ity zava-niseho teny Ampefiloha Ambodirano ity no manamarina fa maro amin’ny Malagasy no ory hava-manana.