sans sommation

RATOVOHERINIRINA Michel (RAMIKA)

Amin’ny finoana sy fitsanganan’ny tena ho velona no ampandrenesanay anareo fa ny zanaka malalanay :

RATOVOHERINIRINA Michel (RAMIKA)

Dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy rehefa nampindraminy anay nandritra ny 44 taona tety an-tany

Hoy ny reniny : RAZANAJATOVO Justine

Iray tampo aminy : - Marie Rose (Toto Marie)

- RAKOTOARIMANANA Jean François mivady sy ny zanany

- RAKOTONJANAHARY Christophe mivady sy ny zanaka

aman-jafiny

Ny iray tampo amin’ny rainy

Ny iray tampo amin’ny reniny

Ny fianakaviany iray manontolo

Ny Mpiara-miasa aminy rehetra

Ny Fokontany Tsaramasay

Ny Fokontany Ambohipanja

Ny Fiangonana EKAR Fo Masin’i Jesoa Tsaramasay

Fikambanana Ambatonamelankafatra, Soimanga, Tantsary, Vohitsera, HAVATSA_UPEM, OMDA, IFM, AFT, La Gazette de la Grande Ile, Gazety TARATRA, Gazety l’Observateur, ny Tahala RARIHASINA, ny Lycée Privé IFR, Sekoly FJKM Rasalama Manjakaray, Trano koltoraly Malagasy, CDESCO/COMNAT/UNESCO/DIA-TANAMASOANDRO, IKM sy ireo fikambanana maro misy azy.

Ny nofony dia hiala ao an-tranony Lot IVT 65 Tsaramasay, ny Alatsinainy 26 Oktobra 2015 amin’ny 9 ora maraina ho entina eny amin’ny TAHALA RARIHASINA Analakely ary amin’ny 1 ora sy sasany folak’andro no ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny EKAR Fo Masin’I Jesoa Tsaramasay alohan’ny hametrahana azy any amin’ny fasan-drazany Ambohipanja.

«Fantatro’lay nametrahako ny fitokiako : i Kristy ‘lay tsy mivadika mandrakizay»

Informations supplémentaires