sans sommation

RAOELFILS Michselisson Royal

Isaoranay Andriamanitra nanome anay nandritra ny 76 taona ny hava-malalanay :

RAOELFILS Michselisson Royal

Ingénieur des Travaux Publics

Ancien Ministre des Travaux Publics

Ancien Ambassadeur de Madagascar en R. P. Chine

Officier de l’Ordre National Malagasy

Hoy ny vadiny : RAOELFILS RABERAOKA Marie Victorine

Ny zanany :

- RAOELFILS Lala Inès sy RAMAROSON Andrianjohany Fanomezantsoa

- RAOELFILS Iaro Jacob sy ANDRIAMBELO Sandy Mirella

- RAOELFILS Bodo Sylviane sy RAZAFINDRALAMBO Edilbert Luc

- RAOELFILS Imandresy Raberaoka sy RAMARIMBAHOAKA Ony Sariaka

Ny zafiny :

Kanto, Iako, Andrimirija, Meva, Johany, Tsiky, Axelle

Ny zanany ara-panahy : RAOELIMINO David Harilala

Ny iray tampo aminy :

RAMAROSOA Christine sy ny zanaka aman-jafiny,

RAMIADAMANANA Reinette sy Jean Narivony,

RAOELIMALALA Micheline ,

Terak’Itpklahy TIANA BARIOELINA Richard sy ny zanaka aman-jafiny,

RAOELIMANANA Liva,

Terak’Itpklahy RAOELINA Samy sy ny zanaka aman-jafiny,

FENOMANANA RAOELIVAO Paquerette,

RANDRIAMIHARISOA Delphin Salomon sy Jeanine Bola ary ny zanaka aman-jafiny,

RAOELIZANDRINY Elysée sy ny zanaka aman-jafiny,

RAOELIMINO Jean Michel sy Bodo ary ny zanaka aman-jafiny,

RAOELISON Barimino sy Bakoly ary ny zanaka aman-jafiny,

RAOELIFENO Hanta sy ny zanany,

RAVALISON Naivotiana sy Vero ary ny zanany,

RAOELIJOHN sy Haingo ary ny zanany

Ny iray tampo amin’ny vadiny :

Madame veuve RABERAOKA Louis sy ny zanaka aman-jafiny,

RABERAOKA Marcelle sy ny zanaka aman-jafiny

Madame veuve RABERAOKA Jean-Pierre sy ny zanaka aman-jafiny,

Terak’ Itpkvavy RABERAOKA Honorine,

Terak’Itpkvavy RABERAOKA Berthe,

Terak’Itpkvavy RABERAOKA Marie Abelle,

RANDRIANASOLONIRINA Claude sy Odille ary ny zanaka aman-jafiny,

Terak’Itpkvavy RABERAOKA Marie Louise

Ny terak’Itpklahy RAOELINA Gustave sy RAMANANA Elysée

Ny terak’Itpklahy RABARISON sy RAZANAMIADANA

Ny terak’Itpklahy RABARY Pierre sy RAMBAHINORO Angèle

Ny terak’Itpklahy RANDRIAMIANJA

Ny terak’Itpklahy RAINIBARY

Ny terak’Itpklahy RANDRIAMANGA

Ny FIAVAMA

Ny Fianakaviana Manontolo

Ny Fiangonana FJKM Ambohitantely, Ny Fiangonana FJKM Manankasina Fiderana Vonizongo, Ny Fiangonana FJKM Tsimahandry, Ny Fiangonana FJKM Ambohitrabiby, Ny Fokontany Andohanimandroseza, Ny Fokontany Manankasina

Ny nofony dia hiala ao an-tranony Lot VT 85 Bis G Andohanimandroseza ny alatsinainy 02 novambra 2015 amin’ny 12 ora. Ny fanompoam-pivavahana fiderana sy ho fisaorana an’Andriamanitra dia atao ao amin’ny FJKM Ambohitantely alohan’ny andevenana azy ao Manankasina Vonizongo RN4 PK49.

« Efa niady ny ady tsara aho ; nahatanteraka ny fihazakazahako aho ; nitahiry ny finoana aho » II Timoty 4 :7

Informations supplémentaires