Misaotra an’Andriamanitra izahay noho ny nampindramany anay an’Andriamatoa

RANDRIAMANANTANY Sahondrarison

nandritra ny 66 taona

Hoy

Ny vadiny : Professeur RASAHOLIMAHATRATRA Zely Arivelo

Ny reniny : RASOAZANAJAONA Emelie

Ny zanany : Professeur : RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo

RAKOTONDRAZAKA Andriamifidy sy Zoly

Ny zafiny : RAKOTONDRAZAKA Yoann

RAKOTONDRAZAKA Maya

Ny iray tampo aminy :

RAJHONSON Jean Emile sy Celine ary ny zanaka aman-jafiny

RANDRIAMIANDRISOA Albert su Aimée ary ny zanaka aman-jafiny

RAKOTOBE RABEHEVITRA Richard sy Bakoly ary ny zanaka aman-jafiny

RAHARIMANANA Jeanne Rachelle ary ny zanaka aman-jafiny

Docteur RAKOTOMANANA Emilien sy Perle ary ny zanaka aman-jafiny

Commissaire Divisionnaire RAKOTOMANANA Benjamina sy Fanja ary ny zanaka aman-jafiny

ANDRIANANTENAINA Raymond Albert sy Fanja ary ny zanaka aman-jafiny

RANAIVO-RATSITOHAINA Roland sy Verohanitra ary ny zanany

RAKOTOMANANA Natanaela sy Dolice ary ny zanany

Ny iray tampo amin’ny vadiny :

RAZAKAMAHARAVO Honoré sy ny zanaka aman-jafiny

RAJAONARISON Parson sy ny zanaka aman-jafiny

Docteur ANDRIAMANDIMBY Eugène sy ny zanaka aman-jafiny

RAZAFIARIVELO Voahangiarivola

RABENAIVO Faliarivola sy ny zanany

Ny fokontany Ambohidavenona Ampitatafika

Ny fokontany Ankazonandriampianianana

Ny FJKM Mandrarahody Fanantenana

Ny FPVM Angodona Ampitatafika

Ny FJKM Ambohitrinibe

Ny nofony dia hiala ao Ambohidavenona Ampitatafika ny Alarobia 13 janoary 2016 amin’ny 11 ora sy sasany antoandro ary atao veloma farany ao amin’ny fiangonana FJKM Mandrarahody Fanantenana alohan’ny ametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Mandrarahody ihany.

« Ny olona natera-behivavy dia vitsy andro sady vontom-pahoriana, mitsimoka tahaka ny vonikazo izy ka jinjana, ary mihelina tahaka ny aloka izy ka tsy mitoetra, Joba 14 :1-2 »