Isaoranay Andriamanitra nanome anay nandritra ny 74 taona ny hava-malalanay :
RAOELIMALALA Vaomihanta Micheline
Loholona
Mpiasa tranainy tao amin’ny Conseil Œcuménique des Eglises Nairobi sy Genève
Ny zanany ara-panahy : RAOELIMINO Carole
RAVALISON Eva Gaëlle
Ny iray tampo aminy :
RAMAROSOA Christine sy ny zanaka aman-jafiny,
RAMIADAMANANA Reinette sy Jean Narivony,
Terak’Itpklahy RAOELFILS Royal sy Victorine ary ny zanaka aman-jafiny,
Terak’Itpklahy TIANA BARIOELINA Richard sy Fara ary ny zanaka aman-jafiny,
RAOELIMANANA Liva,
Terak’Itpklahy RAOELINA Samy sy Lalao ary ny zanaka aman-jafiny,
FENOMANANA RAOELIVAO Paquerette,
RANDRIAMIHARISOA Delphin Salomon sy Jeanine Bola ary ny zanaka aman-jafiny,
RAOELIZANDRINY Elysée sy ny zanaka aman-jafiny,
RAOELIMINO Jean Michel sy Bodo ary ny zanaka aman-jafiny,
RAOELISON Barimino sy Bakoly ary ny zanaka aman-jafiny,
RAOELIFENO Hanta sy ny zanany,
RAVALISON Naivotiana sy Vero ary ny zanany,
RAOELI-JOHN sy Haingo ary ny zanany.
Ny terak’Itpklahy RAOELINA Gustave sy RAMANANA Elysée
Ny terak’Itpklahy RABARISON sy RAZANAMIADANA
Ny Akany Fivoarana Manankasina
Ny Mpanohana ny Faculté de Théologie FJKM Ambatonakanga
Ny Fianakaviana Manontolo
Ny Fiangonana FJKM Ambohitantely, Ny Fiangonana FJKM Manankasina Fiderana Vonizongo, Ny Fiangonana FJKM Tsimahandry, Ny Fiangonana FJKM Ambohitrabiby, Ny Fokontany Ampandrana Andrefana, Ny Fokontany Manankasina.
Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot II B 22 Ampandrana Andrefana (clinique APOLLON) akaiky Ambassade Libye ny Asabotsy 30 janoary 2016 amin’ny 11 ora maraina, ary ho entina andrasana any antanindrazany Ambohinieraana RN4 PK49. Ny fanompoam-pivavahana fiderana sy ho fisaorana an’Andriamanitra dia atao ao amin’ny FJKM Manankasina Vonizongo ny Alatsinainy 01 febroary 2016 amin’ny 1 ora tolakandro, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohinieraana.
« Efa niady ny ady tsara aho ; nahatanteraka ny fihazakazahako aho ; nitahiry ny finoana aho » II Timoty 4 :7.