sanssom3896a

RASAMBAINA Zoelisoa
- Détails
- Catégorie : Avis de Décès
- Publié le vendredi 5 février 2016 06:39
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :
RASAMBAINA Zoelisoa
dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Alahady 31 Janoary 2016 tany Paris (France)
Ny Vadiny : RAZAFINDRAFITO Thierry
Ny Zanany : RAZAFINDRAFITO Iangotiana Inès
Ny Ray aman-dReniny :
RASAMBAINA Joe sy Colombine
Ny Rafozany : RAZAFINDRAFITO Juliette
Ny mpiray tampo aminy :
RASAMBAINA Beniaina sy Mirija sy ny zanany
Ny mpiray tampo amin’ny vadiny : RASOLOFO RAZAFINDRAFITO Oliva mivady mianadahy avy
Ny fianakaviana manontolo
Ity no solon’ny fampandrenesana.
Mbola hisy filazana amin’ny manaraka.
«Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho»
Sal. 23-1