sanssom3896a

FILAZANA MANJO :RASAMBAINA Vololonahaja Zoelisoa

Amin’ny finoana sy  fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

 

Dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy teo amin’ny faha 39 taonany ny Alahady 31 Janoary 2016 tany Paris

Hoy

Ny Vadiny :             RAZAFINDRAFITO Thierry Hubert Nirina

Ny Zanany :            RAZAFINDRAFITO Iangotiana Inès

Ny Ray aman-dReniny :

RASAMBAINA RABEHAJA Joe sy Colombine

Ny Rafozany :            RAZAFINDRAFITO Juliette

Ny mpiray tampo aminy :

RASAMBAINA Beniaina sy Mirija sy ny zanany

Ny mpiray tampo amin’ny vadiny :

RASOLOFO Henri sy Olivia ary ny zanany

RAZAFINDRAFITO Annick

RAZAFINDRAFITO Patrick sy Pascale ary ny zanany

RAZAFINDRAFITO Josie sy ny zanany

RAZAFINDRAFITO Bruno sy Johanita ary ny zanany

RAZAFINDRAFITO Hanta

RANAIVO RAJAONARISOA sy Joelle ary ny zanany

Ny fianakaviana manontolo

EKAR Imerimanjaka

Ny Mpitandrina sy ny fiangonana FJKM Avaratr’Andohano

Ny Mpitandrina sy ny fiangonana FJKM Amboara Ambohimanga Rova

Ny Mpitandrina sy ny fiangonana FJKM Atsimon’i Mahamasina

Ny Mpitandrina sy ny fiangonana FJKM Ambohimasimbola Fitiavana

Ny Mpitandrina sy ny fiangonana FJKM Ambatofotsy Avaradrano

Ny mpiara niasa taminy ao amin’ny Société VELOGIC (ROGERS IDS)

Ny Fokontany Ambanin’Ampahamarinana

Ny Fokontany Ambohimanga Rova

Ny nofomangatsiaka dia ho tonga ao amin’ny tranony Lot III C Mahamasina ny Alatsinainy 8 Febroary 2016 maraina. Ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ny Alarobia 10 Febroary 2016 amin’ny 1 ora atoandro ao amin’ny FJKM Avaratr’Andohalo alohan’ny hametrahana azy eny amin’ny fasan-drazany eny Ambohimanga Rova.

«Handry amin’ny fiadanana aho, ka dia hatory miaraka amin’izay

satria Hianao, Jehovah ô,

No mampitoetra ahy mitokana irery tsy manana ahiahy» Sal 4 : 8

Tsy misy fiaretan-tory, tsy misy voninkazo.

Informations supplémentaires