Croissance économique : panne sèche

«Le scénario de croissance table sur les objectifs de croissance suivants : 5% en 2015, 7% en 2016, 8,9% en 2017, 10,4% en 2018, 10,5% en 2019. Lire la suite...

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo ny fodiamandrin’ny malalanay

RAJAOBELIMAHEFA Johns

Ny alakamisy faha 03 Martsa 2016 teo amin’ny faha 60 taonany.

Hoy :

Ny vadiny : RAJAOBELIMAHEFA Liliane

Ny zanany : RAJAOBELINA Tokimahefa sy Aintsoa

               RAJAOBELINA Mahefa Herizo sy Salohy

Ny zafiny : RAJAOBELINA Maeva Alisoanome

Ny rafozany : RAHERISOA Lydia

Ny iray tampo aminy :

   - Ny terak’Itpkv RAVOLOLONIRINA Juliette sy Itpkl

     RAKOTONIAINA Charles

   - ANDRIAMBOLOLONA Pierre sy Noro sy ny zanaka

     aman-jafiny

   - RAZAFIMAHEFA André sy RAZANAMARIA sy ny zanaka

     aman-jafiny

   - RAVOLOLOMAHEFA Félicie sy RARIVOSOA sy ny zanaka

     aman-jafiny

   - RASOARIVOLOLOMAHEFA Mary

   - RAHARIFARA Mangamahefa

   - RAKOTONIRINA Romain sy Lova sy ny zanaka aman-jafiny

Ny iray tampo amin’ny vadiny :

   - RAMANDIARIVONY Falimanantsoa sy Michelle sy ny zanany

   - RAZAFIMAHATRATRA Michel sy Fanja sy ny zanany

Ny havany avy amin’ny rainy

Ny havany avy amin’ny reniny

Ny havany avy amin’ny vadiny

Ny fianakaviana manontolo

Ny Mpitandrina mivady sy ny Fiangonana FJKM Ankadifotsy

Ny Fiangonana FJKM Ampasika Maritiora Andranovelona Mahitsy

Ny Fiangonana FJKM Ambohimiaramasoandro Tempoly malala

Ny Fikambanan’ny diakona sy ny loholona FJKM Ankadifotsy

Ny Mpihiran’ny Farimbona amperinasa FJKM Ankadifotsy

Ny Mpihiran’ny Farimbona zokiny FJKM Ankadifotsy

Ny Fikambanan’ny mpikabary Malagasy

Ny Amboarampeo FIMPIMA

Ny Tapaka sy ny namany rehetra

Ny Fokontany Behoririka Ambatomitsangana

Ny Fokontany Ambohitsaratelo Ankazobe Ambohimanga

Ny nofony dia hoenti-miala ao antranony Lot IVF 92 bis Behoririka ny alahady 6 Martsa amin’ny 1 ora sy sasany ary entina hanomezamboninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ankadifotsy alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasam-pianakaviana ao Ambohitsaratelo Ankazobe Ambohimanga.

«Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fihazakazahako aho ; nitahiry ny finoana aho.»

II TIM 4:7

Tsy misy fiaretan-tory

Informations supplémentaires