Nandroaka solontenam-panjakana tao amin’ny Palais des Sports, izay nivoaka ny tamin’ny talata faha-15 martsa 2016, tao amin’ny pejy faha- 11 sy faha-12.

Ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena dia mahatsapa ny lesoka nisy teo amin’ny fahatongavan’ny “ invitation” voatokana ho azy ka niteraka ny olana teo amin’ny mpikarakara ny fifaninanana Basket-ball “Smatch’in”. Ny “invitation” ho an’ireo solontena kanefa tsy voazara tamin’izy ireo. Izay no nahatonga ny savorovoro naha-be resaka. Tianay ny manamarina fa tsy nisy akory ny fandroahana solontenam- panjakana tao amin’ny « Palais des sports ».