« Tradit praticien de Madagascar », izay mitsabo amin’ny raokandro « Halal » misy Barakaty i Bismilahi Roahimani.

Zoky be Soahibo Mena Somotra avy any Sambava mpitsabo nentim-paharazana an’ireo karazan’aretina maro izy, na ny ara-nofo na ara-tsaina na ara-batana. Ianao tompom-batana no mahafantatra bebe kokoa ny momba anao, fa izy kosa no manampy amin’ny fitsaboana ny tsy ara-pahasalamana.

Mandray olona manomboka amin’ny 8 ora maraina izy ao amin’ny hotely Mahabibo 67 Ha, Atsimon’ny Tranobe fiantohana Ny Havana.

Ho an’izay mila fanampim-panazavana aminy moa dia tsara ny iantsoany ny laharam-pifandraisan-davitra

«032 67 698 73 » na « 033 80 891 66 » na « 034 70 729 77».