Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :
RAKOTONOMENJANAHARY Andriatsiferana
(Dada Nary)
dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Alakamisy 28 Aprily 2016, teo amin’ny faha 57 taonany.
Hoy :
Ny vadiny : Ralambozanany Dominique Voahangy
Ny zanany :
Rakotonomenjanahary Narindra sy Manda
Rakotonomenjanahary Lalaina sy Henintsoa
Ny rafozany : Razafimanantsoa Jean-Louis
Ny iray tampo aminy :
Rasoarivelo Edwige mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Rakotondrainibe Lia De L’Or sy ny zanaka aman-jafiny
Rasolonirina Tsiferana mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Ranaivoson Seth mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Andriantsiferana Ravel Aubin mivady sy ny zanany
Labeye Claude mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Raharimalala Simonette Claudine sy ny zanaka aman-jafiny
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Ratsimisetra Fred mianakavy sy ny zanaka aman-jafiny
Ravalison Dasy mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itpkl Andriambelo Mamy Adrien
Rakotoarisoa Hardy mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Ratsimbazafy Marius mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Rajaonarivo Eric mivady sy ny zanany
Rakotomavo Léon mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Razafimanantsoa Jacky mivady sy ny zanany
Razafimanantsoa Jules mivady sy ny zanany
Razafimanantsoa Haingotiana sy ny zanany
Ralambozanany Serge
Ny fianakaviana manontolo
Ny mpiara-miasa aminy ao amin’ny Hotely SAKAMANGA
Ny Mpitandrina sy ny FJKM Ambavahadimitafo
Ny Mpitandrina sy ny FJKM Anosimanjaka ho an’i Kristy
Ny fokontany Ambatovinaky - Ny fokontany Anosimanjaka
Ny nofony dia hiala ao an-tranony Lot VK 46 Anjohy Ambohimanoro ny Alatsinainy 2 May amin’ny 1 ora sy sasany tolakandro, ary hatao veloma farany ao amin’ny FJKM Ambavahadimitafo alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Anosimanjaka.
Ity no solon’ny fampandrenesana
«Antsoy Aho, dia hovaliako hianao. Ka hampisehoako zavatra lehibe sy saro-pantarina izay tsy fantatrao».
Jeremia 33 : 3
Des grèves virulentes pourraient naître ces jours-ci et accroître l’atmosphère de désordre qui prévaut actuellement.