De retour au pays: Rajaonarimampianina fuit la presse !

Paris-Bevoay direct ! Tel est l’itinéraire de retour du président Rajaonarimampianina, après le sommet d’Istanbul et le crochet parisien pour la fête des mères. Lire la suite...

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty

no ampandrenesanay fa ny malalanay

RAZANADRAIBE RAVELOARISOA  Espérance

dia nodimandry teo amin’ny faha 71 taonany ny Alakamisy 26 Mey 2016.

Hoy ny :

Vadiny

-          RANDRIAMIANDRA Mamy Ernest

Zanany

-          RANDRIAMIANDRA Herinantenaina Fanomezantsoa sy Liva

-          RAJOELINARIVO Noelson sy Hary

-          RANDRIAMIANDRA Tiana sy Henintsoa H.

-          RANDRIAMIANDRA Malala

-          RANDRIAMIANDRA Rindra sy Zoly

-          RANDRIAMIANDRA Faly Harivelo M.

-          RAVELOARISON Justin sy Miora

-          RANDRIAMIANDRA Mamisoa Christian

Zafikeliny

-          Mamy – Mickael – Henintsoa – Julio – Rajo – Julia – Tsiory – Rovatiana – Ranto – Avotiana

Reniny

-          RATSIVERISOA Christine

Iray Tampo aminy

-          RABEARISOA Tantely mivady sy ny zanaka aman-jafiny

-          NDRIANDAHY Kamaly mivady sy ny zanaka aman-jafiny

-          Dr RAKOTOSOLOFO Charles mivady sy ny zanany

-          RAVONIARIMALALA Isabelle sy ny zanaka aman-jafiny

-          RAMANANKASINA Prosper mivady sy ny zanaka aman-jafiny

-          RALISON Samuel mivady sy ny zanaka aman-jafiny

-          RAJAONARIVONY Jean Manasé mivady sy ny zanaka aman-jafiny

-          Terak’Itpkl RATSIMBA RABEARISOA Jimy

-          Terak’Itpkl RAKOTONIAINA Patrice

-          Terak’Itpkl RAJAONARIVONY Edouard

-          Terak’Itpkl RAJAONARISON Maurice

-          Terak’Itpkl RABEARISOA Seta

-          Taranak’i RABE Gabriel sy RAMANANTENASOA

Iray Tampo amin’ny vadiny

-          Terak’Itpkl RANDRIAMIANDRA Emilson sy RAZAFINDRAMIANDRA Elisabeth

Ny Fiangonana FJKM Fanasimpiderana Antanimena Andrefana

Ny Sampana AFF - FJKM Fanasimpiderana Antanimena Andrefana

Ny FJKM Nazareta Amboavory (Alaotra)

Ny FJKM Antanamalaza Finoana

Ny FJKM Ambohimasina Fivavahana – Ambatondrazaka

Ny FJKM Jerosalema Andranosoa

Ny FKT Masombahiny

Ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy (FIMPIMA)

            Ny nofony dia hiala ao Soarano Lot SIAG 55 ny Asabotsy 28 Mai 2016 amin’ny 12ora ary hoentina ao amin’ny Fiangonana FJKM Fanasimpiderana Antanimena Andrefana ho fisaorana sy fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra alohan’ny hametrahana ny nofo mangatsiakany any amin’ny fasandrazany ao Masombahiny RN2 PK20.

“Fa raha mbola hisy koa ny farany, dia tsy ho foana ny fanantenanao” Ohabolana 23 : 18

Informations supplémentaires