Accueil
RAVELOARIJAONA Bellarmain
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsangananan’ny tena amin’ny maty no ilazanay fa ny hava-malalanay
RAVELOARIJAONA Bellarmain
Ingénieur Géologue, Ex Conseiller Supérieur de la Transition,
Ex Conseiller Spécial à la Primature
Dia niamboho tamin’ ny Talata 15 Novambra 2016
Hoy :
Ny Vadiny : Docteur RAZANAKOTOMALALA Voahangy
Ny Zanany : RAVELOARIJAONA Angy Andriadama sy Mialy
RAVELOARIJAONA Belly Malala (France)
Ny iray tampo aminy :
RAVELONARIVO Willmain sy Lili ary ny zanaka aman-jafiny
RANDRIAMBOLOLONA Gabriel sy Tsoa ary ny zanaka aman-jafiny
ANDRIAMIHAJA Michel Janvier sy Georgine ary ny zanaka aman-jafiny
Veuve ANDRIAMAMPIANINA Jessie Benjesthine sy ny zanaka aman-jafiny
Ny terak’i RAKOTOMAHEFA Basile sy Toria
RATSIRAHONANA RAKOTOBE Gérard Claude sy Dr Lalie ary ny zanany (Canada)
FOCK YING CHU Alex sy Me Vololona ary ny zanaka aman-jafiny
Docteur RAZAFINDRAKOTO Gérard sy Holy ary ny zanany
RAVELONIRINA Benjamain sy Fara ary ny zanaka aman-jafiny
Ny terak’i RAVELONARIVO Esmain
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RAZANAKOTOMALALA Hanta sy ny zanany
RAZAKAHARIVELO Charlot sy Vololona ary ny zanany
YOUNG Didier sy Voahirana ary ny zanany
RASOLONJATOVO Vévé sy Fara ary ny zanany
RAZANAKOTOMALALA Nirina
Ny Teraky ny iray tampo amin’ny Rainy : RAKOTONIRINA Appolinaire
Ny iray tampo amin’ny Reniny
Terak’i RAKOTOZAFY sy ny zanaka aman-jafiny
RAZANAMASY Noëline sy ny zanaka aman-jafiny
Veuve RAJAONARIVO Rose Mavo sy ny zanaka aman-jafiny
Veuve RAKOTOMAHARO Lalao sy ny zanaka aman-jafiny
Veuve RAJAONARIVELO Harisoa sy ny zanaka aman-jafiny
Ny Havany :
Ny terak’i RAKOTONDRAVELO Jean Baptiste sy RAZANAMALALA Esther
Ny taranak’i Pasitera RAJAONA Georges Alphonse sy RASITERA
Ny Taranak’ANDRIAMIANIDAZA
Ny Taranak’ANDRIAMASITENINA
Ny taranak’i RAINIZANABELO sy RAZANAKA
Ny taranak’i RAINIANJA sy RAIVOBE
Ny fianakaviana rehetra any Ambatomalaza Alasora, Lambomay Ambohimahasoa
Alakamisy Itenina, Itampoka ary Ambalasoalaza
Ny Mpiara miasa aminy rehetra
Ny Fokontany 67Ha Avaratra Atsinanana
Ny Fokontany Soavinandriana Antananarivo
Ny Fokontany Amparihy Vohijanahary Antsirabe
Ny Fiangonana FJKM Isotry Fitiavana
Ny Fiangonana FJKM Ambohimanoa Alasora Betesda
Ny Fiangonana FJKM Filadelfia Avaratsena Antsirabe
Ny Fiangonana FJKM KAMAFA Vatofotsy Antsirabe
Ny TILY eto Madagasikara
Ny Mpiara milalao Basket sy Karaté aminy rehetra
Ny nofony dia hiala ao Ambohitanety Lot III ML 71bis Ampanarivoana ALASORA ny Zoma 18 Novambra 2016 amin’ny 07 ora maraina ary hafenina ao amin’ny fasan-drazany ao Amparihy Vohijanahary Antsirabe ny Alahady 20 Novambra 2016 rehefa avy atao veloma farany ao amin’ny Fiangonana FJKM Filadelfia Antsirabe amin’ny 01 ora tolakandro.
TSY MISY VONINKAZO, TSY MISY FIARETANTORY.
"Efa niady ny ady tsara aho; nahatanteraka ny fihazakazahako aho; nitahiry ny finoana aho; hatrizao dia tehirizina ho ahy ny satroboninahitry ny fahamarinana, izay omen'ny Tompo, Mpitsara marina ho ahy amin'izay andro izay." 2Tim4: 7-8