RAMAHAVALISOA Eugène
Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tenany @maty no am-pandrenesanay anareo ny fahalasanan’ny hava-malalanay. Niamboha ny 29 Novembre 2016
RAMAHAVALISOA Eugène
(EX-DAF TAOBAVY)
(DAF AGRIVET)
Hoy ny vadiny : - RAFANJANIRINA Claire
Renin-janany : - RAZANANTSOA Paquerette
Ny zanany :
- ANDRIHANJATONIRINA Haja Rakotomaro sy Mamy Olivia
- RAMAHAVALISOA Tiana Patricia
- RAMAHAVALISOA Hery Patricke sy Natacha
- RAMAHAVALISOA Tony Nirianja
- RAMAHAVALISOA Anja Nombana
- RAMAHAVALISOA Fara Mandrindra sy Dimby Nomena
Ny zafikely : Mélodie Andrianina, Fitahiana, Fitia, Joy sy Grace
Ny Rafozany : RASOANANDRASANA
Ny iray tampo aminy :
- Terak’itompokolahy RAMAHAVALISOA Richard sy ny zanaka aman-jafiny
-Vady navelan’Itompokolahy RAMBOARISON Raymond sy ny zanaka aman-jafiny
- RASOARINIAZY Marie Josianne sy zanaka aman-jafiny
-Vady navelan’ Itompokolahy ANDRIANJANOA Daniel sy ny zanaka aman-jafiny
- RAMAHAVALISOA Olivier Parfait sy ny zanaka aman-jafiny
- RAMAHAVALISOA John Alfred mivady sy ny zanany
- RAMAHAVALISOA Jean Jacques mivadysynyzanany
- RAZANANDRAKOTO Rolland sy RAMAHAVALISOA Justine sy ny zanaka aman-jafiny
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
-Vady navelan’Itompokolahy ANDRIANAINA Ravelomanantsoa sy ny zanaka aman-jafiny
-RAKOTONANDRASANA sy ny zanaka aman-jafiny
-RATSIMBAZAFY Roger mivady sy ny zanany
-Ny fianakaviana manontolo
-Ny fokontany Ambohimiandra
-Ny fokontany Merikanjaka Ambohitrombihavana
- Fiangonana FJKM Ambohimpiainana Fahazavana
-Fiangonana FJKM Ambohimiandra
-Fiangonana FJKM Ambatoloana
Ny nofony dia hiala ao amin’ny tranony LOT VP 30bis GAB Ambohimiandra ny sabotsy 3 décembre 2016 amin’ny 10 ora maraina ary entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Ambohimpiainana Fahazavana alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany Imerikanjaka Ambohitrombihavana
« Jehovah no mpiandry ahy tsy hanan-java mahory aho » Sal 23-1
(TSY MISY FIARETAN-TORY)