Lava maso

Satria andron’ny FAHAKAMOANA izao andro izao, dia mitady tsy hananosarotra intsony ny olombelona eo amin’ny fiainany.

Indreto misy ohatra vitsivitsy arosoko ho anao :

FIARAKODIA : Ho an’ireo kamo handeha tongotra

FINDAY : Ho an’ireo kamo hamangy

CHEQUE :Ho an’ireo kamo hanisa vola.

FATANA GAZ : Ho an’ireo kamo hisorona afo.

HOTELY : Ho an’ireo kamo hahandro sakafo.

SONIA : Ho an’ireo kamo hametaka anarana.

.Di inona koa ny manaraka ?

Ajouter un Commentaire