RALAIARIMANANA Prosper

« Aoka hiseho amin’ny mpanomponao ny asanao, ary ny voninahitrao amin’ny zanany »  SAL 90 :16

Isaoranay Andriamanitra nampindrana anay nandritra ny 71 taona ny ray malalanay :

RALAIARIMANANA Prosper

Mpiasan’ny Ministeran’ny Kolontsaina misotro ronono

Mpampianatra taranja tantara sy jeografia

Ny zanany

RALAIARIMANANA Vololonirina Miangaly sy ANDRIAMIHAJASOA Anthonny

RALAIARIMANANA Vololonirina Narindra sy RAJAONA Zo-Hery

Ny zafikeliny

RALAIARIMANANA Nirina Antonio

RAJAONA Faneva

RALAIARIMANANA Mihaja Aurélio

Ny iray tampo aminy

RAZAIARIMANANA Berthine sy ny zanaka aman-jafiny

RAVELOARISOA Jeannette sy ny zanaka aman-jafiny

Terak’Itpkl RASOLOFO Richard sy RAMALANDIARIVELO Charline

RALANDISON Samuël sy ny zanaka aman-jafiny

Ny iray tampo amin’ny vadiny

RAMBELOSON Noro sy ny zanaka aman-jafiny

RAVELOSON Bako sy ny zanaka aman-jafiny

RAKOTONIAINA RASETRASON Lalao sy ny zanaka aman-jafiny

Terak’Itpkl RAKOTONIAINA Boanarison

Ny Havany

Ny terak’i Itpkl RALANDY sy RAMANAMBELO

Ny terak’i RATOANDRO Charles

Ny Fikambanany

Ny Tarika VOAMAINTILANY

Ny antoko mpihira HASIN’NY FAMONJENA

Ny tarika SOLOFO LIAN KANTO (SOLIKA)

Ny tale, Mpampianatra sy mpianatra ao amin’ny BIRD sy Bohra

Ny mpiara-miasa ao amin’ny La Gazette de la Grande Ile

Ny Fiangonana FJKM Amparibe Famonjena

Ny Fokontany Ankadivato Ampandrana sy Manjakandriana

Ny nofony dia hiala ao amin’ny cité Desportes Ankadivato BLOC B Logt 50 ny Alarobia 14 desambra 2016 amin’ny 9ora maraina ary hoentina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Amparibe Famonjena mialohan’ny hametrahana azy any amin’ny fasan-drazany any Manjakandriana Ambohimahandry.