Accueil
ANDRIAMAHOLISON Jean Emile
« Ilaozy ny zanakao ho kamboty, fa Izaho no hamelona azy, ary aoka Izaho
no hitokian’ ny vadinao mpitondratena » (Jeremia 49:11)
Amin’ ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ ny tena amin’ ny maty
no hampandrenesanay anareo, fa ny hava-malalanay :
ANDRIAMAHOLISON Jean Emile
Dia nantsoin’ ny Ray hody any Aminy ny Talata 21 Febroary 2017 rehefa nivahiny
65 taona teto an-tany.
Hoy :
Ny Vadiny : RAZAFINDRABARY Honorine
Ny Zanany :
– ANDRIAMAHOLISON Rivondranto Honoré sy RATOVOARIMANANA Ony
– RAVELOSON Jean sy LAZARIVONY ANDRIAMAHOLISON Nivondranto
– RAHARISON Mahefa sy NJARASEHENO ANDRIAMAHOLISON Manandranto
Ny Taizany :
– RAMANOARISON Tojo sy Daniela
– RANDRIANARIVELO Onja sy Vero
– ANDRIAMANIVO Hary Sambatra
– RAMAROSON Tiana Herizo
Ny Zafiny : Rohy, Aromanda, Sandie, Niaiko, Sanda, Manoa, Andraina, Joeda
Ny Rafozany : RAKOTOBE Edmond mivady
Ny iray tampo aminy :
– RASOAZANANIVO Malala Elienne sy ny zanaka aman-jafiny
– RANDRIANIVOARIMALALA H. Etienne mivady sy ny zanaka aman-jafiny
– RANDRIANOMANANA sy RAHARINIVOMALALA Hary Soa Perline ary ny
zanaka aman-jafiny
– RAMBOALISON Denis sy RANIVOARIMALALA Clarisse H.ary ny zanaka aman- jafiny
– RAFALIMANANA André sy RAZAIARINIVOMALALA Harisoa ary ny zanaka aman-jafiny
– ANDRIAMANIVO Harry-Son mivady sy ny zanany
– RANDRIAMANIVO ANDRIAMAHALEO Mandimbisoa mivady sy ny zanany
– RALIARIVONY M. Harinivo sy ny zanaka aman-jafiny
– ANDRIAMANARINTSOA Nahary Alasoa mivady sy ny zanany
– RIVO sy RAFARANIAINA Vony Harinivo
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
– RAMIARINJAONINA Daniel sy Lala ary ny zanaka aman-jafiny
– RAKOTONDRAINIBE Daniel sy Charline ary ny zanany
– RAVALIARISOASESEHENA sy Ndine ary ny zanaka aman-jafiny
– RAMAROSON Roger sy Pascaline ary ny zanaka aman-jafiny
– RANDRIAMANANTENA Daniel sy Iary ary nyzanany
– RAZAFIHARISOA Lalao Claudine sy ny zanaka aman-jafiny
– RARIVOTIANA Noelson Edmond sy Vero ary ny zanany
Ny FITARA
Ny fianakaviana manontolo
Ny havana aman-tsakaiza
Ny Fiangonana FJKM Malaza Gileada Tanjombato
Ny Fiangonana FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro
Ny Fokontany Andoharanofotsy
Ny Fokontany Volotara Firaisana
Ny nofony dia hiala ao an-tranony ao Volotara Lot VF 117 ny Alakamisy 23 Febroary 2017 amin’ny 08 ora maraina ary ho entina any an-tanindrazany any Alatsinainy Bakaro. Ary hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra farany ao amin’ny FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro ny Zoma24 Febroary 2017 amin’ny 12 ora atoandro mialohan’ny handevenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Andranonangoaika.
« Enfin du concret pour Bouygues, Colas et Groupe ADP à Madagascar et Nosy Be », titre le très sérieux site boursier français (bouriser.com) en annonçant le bouclage du financement du programme d’investissement ferme avec « un consortium regroupant 5 banques internationales de développement :