Fanendrena diplaomaty : Jeneraly no halefa any Marseille
Raha ny loharanom-baovao dia fantatra ankehitriny fa manam-boninahitra Jeneraly izay efa minisitra teo aloha no ho tendrena ho kaonsily jeneraly any Marseille, any Frantsa. Marihana fa mbola tsy nisy mihitsy aloha hatreto ny fanendrena diplaomaty Malagasy any ivelany tao anatin’ izay 3 taona mahery nitondran’i Hery Rajaonarimampianina izay. Izany no manaporofo fa fitondrana tsy matotra no misy eto amin’ity Madagasikara ity.
Commentaires
S’abonner au flux RSS pour les commentaires de cet article.