Accueil
RAKOTOSOLOFO RAVONIARISOA Danielle Harivelo
Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo ny fodiamandrin’i : RAKOTOSOLOFO RAVONIARISOA Danielle Harivelo
Mpampianatra-mpikaroka tao amin’ny Faculté des Lettres et Sciences Humaines (Etudes Russes) – Oniversiten’Antananarivo Chevalier de l’Ordre National, Ny alakamisy 18 May 2017 tao Paris rehefa nivahiny 59 taona teto an-tany
Hoy :
Ny vadiny :
Dokotera RAKOTOSOLOFO Josia Manjato Charles
Ny zanany :
RAKOTOSOLOFO Lovasoa Harivony
RAKOTOSOLOFO Andry
RAKOTOSOLOFO Mialy Vonimanjato
Ny rafozany :
Rasoarivelo Charline Odette
Ny iray tampo aminy :
Terak’Itompkolahy Pr Rakotoniaina Patrice
Terak’Itompkolahy Rajaonarivony Edouard
Ravoniarimalala Isabelle sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itompkolahy Rajaonarison Maurice
Ramanankasina Prosper mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Ralison Samuel mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Rajaonarivony Jean Manassé mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Randriamiandra Mamy Ernest sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itompkolahy Ratsimba Rabearisoa Jimy Narison
Rabearisoa Tantely mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Ndriandahy Kamaly mivady sy ny zanaka aman-jafiny (Pharmacie Tsaramasay)
Ny iray tampo aminy vadiny :
RAZAFINIMANANA Michel sy Celina mivady
Terak’ltpkl. RAKOTOSOLOFO Celestin sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOSOLOFO Davidson sy Ninie ary ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOSOLOFO Mamisoa Victor sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOSOLOFO Parfait sy Niaina ary ny zanany
RAZAFINDRAZAKA Rado sy Lala ary ny zanany
RAKOTOVAO Rivo sy Holy ary ny zanany
RAKOTOSOLOFO Njary Manana Heritahiana sy Lalaina ary ny zanany
Terak’ltpkl. RAKOTOSOLOFO Njara Manana Heritiana sy ny vady aman-janany
HERISOLOFONJATOVO sy Abeline ary ny zanany
Ny Fianakaviana manontolo
Ny Pastora sy ny Fiangonana FLM Ambatovinaky
Ny Pastora sy ny Fiangonana FLM Ambatolahy Soavina Betafo
Ny Fiangonana FJKM Rasalama maritiora Manjakaray sy ny FJKM Antanamalaza Finoana
Ny Fiangonana FJKM Manarintsoa Namehana
Ramatoa Doyen-ny Faculté des Lettres et Sciences Humaines sy ny mpiara-miasa taminy tao amin’ny Oniversiten’Antananarivo
Ny mpitsabo ao amin’ny Hopitaly HU-JRA
Ny fokontany Soarano sy Morarano Antanamalaza
Ny nofony dia ho tonga eny Ivato ny Alakamisy 25 Mai amin’ny 11ora alina, hivantana ao amin’ny fonenany Lot SIAG 55 Soarano. Hiala ao ny Alahady 28 may 2017 aminy 12 ora atoandro, ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao aminy FLM Ambatovinaky alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Morarano Antelomita
“Mifalia amin’ny fanantenana, miareta amin’ny fahoriana, mahereza amin’ny fivavahana” (Romana 12:12)