Accueil
RAJAONANAHARY Max Olivier
Isaoranay an’Andriamanitra ny nanomezany anay an’i Itompokolahy
RAJAONANAHARY Max Olivier
(PAOiste Le CITOYEN)
Nandritra izay 56 taona izay
Hoy
Ny vadiny : RAVEROMALALA Geneviève
Ny Zanany :
RAJAOLALA Mino Tendresse
RAJAOLALAFANIRY Wold Ulrich mivady
RAJAOLALA Nomena Tenderness Wisdom
Ny Zafiny : Tendry, Niavo
Ny Rafozany : RAZAFIMBAHY
Ny iray tampo aminy :
– RALANDY HERIFETRA Marc mivady sy ny zanany aman-jafiny
– RALAMBO JAOLALA Martial mivady sy ny zanany aman-jafiny
– RAKOTOARIMANANA Thomas mivady sy ny zanany aman-jafiny
– RALEVA Hugues Eugène mivady
– RAJAOHERINANAHARY Rivo Martin mivady sy ny zanany aman-jafiny
– RAZAFIARISON Marie Hery Fanilo mivady sy ny zanany aman-jafiny
– RANDRIANARIVONY Mamitiana mivady sy ny zanany
– Vady navelan’ny Itompokolahy RAKOTONAVALONA Samson Tiana sy ny zanany aman-jafiny
Ny iray tampo amin’ny vadiny
Ny fianakaviana iray manontolo
Ny mpiara miasa aminy tao amin’ny TRIBUNE Madagascar – La Gazette de la Grande Îles – La Vérité – Matin – Le Citoyen – Akon’ny Madagasikara
Ny Fokontany Ambanilalana
Ny Fokontany Amberivatry
Ny Fokontany FIATA Tsaralalàna
Ny Fokontany Tongarivo Tanjombato
Ny Fiangonana EKAR St Michel Itaosy
Ny nofo mangatsikany dia entina hiala ao amin’ny tranony Lot IPN 66 Ambanilalana ny Alarobia 28 Jona 2017 amin’ny 1ora ; ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny EKAR St Michel Itaosy mialohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany eny Tongarivo Tanjombato.
« Na mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, tsy misy loza atahorako, fa Ianao no eo amiko » (Sal : 23 :4)
Conformément à ce que nous avions annoncé dans notre article d’hier (Fraude monétique à l’import : le groupe Assiste pointé du doigt, en page 9),