ANDRIAMAHOLISON Jean Emile
« Ilaozy ny zanakao ho kamboty, fa Izaho no hamelona azy, ary aoka Izaho
no hitokian’ ny vadinao mpitondratena » (Jeremia 49:11)
Amin’ ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ ny tena amin’ ny maty
no hampandrenesanay anareo, fa ny hava-malalanay :
ANDRIAMAHOLISON Jean Emile
Dia nantsoin’ ny Ray hody any Aminy ny Talata 21 Febroary 2017 rehefa nivahiny
65 taona teto an-tany.
Hoy :
Ny Vadiny : RAZAFINDRABARY Honorine
Ny Zanany :
- ANDRIAMAHOLISON Rivondranto Honoré sy RATOVOARIMANANA Ony
- RAVELOSON Jean sy LAZARIVONY ANDRIAMAHOLISON Nivondranto
- RAHARISON Mahefa sy NJARASEHENO ANDRIAMAHOLISON Manandranto
Ny Taizany :
- RAMANOARISON Tojo sy Daniela
- RANDRIANARIVELO Onja sy Vero
- ANDRIAMANIVO Hary Sambatra
- RAMAROSON Tiana Herizo
Ny Zafiny : Rohy, Aromanda, Sandie, Niaiko, Sanda, Manoa, Andraina, Joeda
Ny Rafozany : RAKOTOBE Edmond mivady
Ny iray tampo aminy :
- RASOAZANANIVO Malala Elienne sy ny zanaka aman-jafiny
- RANDRIANIVOARIMALALA H. Etienne mivady sy ny zanaka aman-jafiny
- RANDRIANOMANANA sy RAHARINIVOMALALA Hary Soa Perline ary ny
zanaka aman-jafiny
- RAMBOALISON Denis sy RANIVOARIMALALA Clarisse H.ary ny zanaka aman- jafiny
- RAFALIMANANA André sy RAZAIARINIVOMALALA Harisoa ary ny zanaka aman-jafiny
- ANDRIAMANIVO Harry-Son mivady sy ny zanany
- RANDRIAMANIVO ANDRIAMAHALEO Mandimbisoa mivady sy ny zanany
- RALIARIVONY M. Harinivo sy ny zanaka aman-jafiny
- ANDRIAMANARINTSOA Nahary Alasoa mivady sy ny zanany
- RIVO sy RAFARANIAINA Vony Harinivo
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
- RAMIARINJAONINA Daniel sy Lala ary ny zanaka aman-jafiny
- RAKOTONDRAINIBE Daniel sy Charline ary ny zanany
- RAVALIARISOASESEHENA sy Ndine ary ny zanaka aman-jafiny
- RAMAROSON Roger sy Pascaline ary ny zanaka aman-jafiny
- RANDRIAMANANTENA Daniel sy Iary ary nyzanany
- RAZAFIHARISOA Lalao Claudine sy ny zanaka aman-jafiny
- RARIVOTIANA Noelson Edmond sy Vero ary ny zanany
Ny FITARA
Ny fianakaviana manontolo
Ny havana aman-tsakaiza
Ny Fiangonana FJKM Malaza Gileada Tanjombato
Ny Fiangonana FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro
Ny Fokontany Andoharanofotsy
Ny Fokontany Volotara Firaisana
Ny nofony dia hiala ao an-tranony ao Volotara Lot VF 117 ny Alakamisy 23 Febroary 2017 amin’ny 08 ora maraina ary ho entina any an-tanindrazany any Alatsinainy Bakaro. Ary hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra farany ao amin’ny FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro ny Zoma24 Febroary 2017 amin’ny 12 ora atoandro mialohan’ny handevenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Andranonangoaika.