Raikitra indray ny korontana misy eo amin’ny mpitandro ny filaminana sy ny mpianatry ny oniversite ao Antsiranana ny alatsinainy alina nifoha ny […]
Gazetin’ny nosy
Fa inona no mbola itazonan’ny filoha Andry Nirina Rajoelina ny tale jeneralin’ny Jirama eo amin’io toerana io ?
Andrimpanjakana goavana eto amin’ny tany sy ny fanjakana ny Antenimierandoholona.
Misoko miadana hatrany ihany ny fiparitahan’ny aretina coronavirus .
Tokony ho mailo ny vahoaka Malagasy ny fitondram-panjakana satria tonga eto amintsika ny onjam-peo tsy manana tanjona afa-tsy ny hamboly […]
Marobe no nanantena ny hisian’ny rotsakorana noho ny fandalovan’ny rivodoza Eloise ny talata faha 19 janoary 2021 lasa teo taty amin’ny faritra […]
Mampalahelo fa misy amin’ireo mpiara-dia amin’ny fitondrana ankehitriny (tsy voatery ho mpiara-nitolona) no mihevi-tena fa tompon’i Madagasikara ka misora-tena ho […]
Mihazakazaka amin’ny fanaovana vakisiny faobe ny mponina ao aminy ny ankamaroan’ireo firenen-dehibe, ankehitriny, indrindra fa ireo tena voamafy amin’ny valan’aretina Covid-19.
Maty novonoin’ny dahalo ny zoma faha 22 janoary 2021 ny mpampianatra ny Lycée Soavina-Ambondromisotra ao amin’ny distrikan’Ambatofinandrahana.
Ny marina tsy mba maty na miezaka manototra azy aza ny zatra mpandainga sy mpamitaka. Isan’ny ibaribarian’izany ny fihetsiky ny […]