Ao anatin’ny fivoriana ara-potoana faharoan’ny Parlermanta ny Solombava sy ny loholona Malagasy amin’izao fotoana. Izao fivoriana ara-potoana faharoa izao moa […]
Gazetin’ny nosy
Naneho ny heviny ho fanakianana ny fihetsiky ny solombava avy amin’ny ankolafin-kery TIM ireo solombava miara-dia ao amin’ny vondron-kery “IRD” […]
Raha ny fanazavan’ireo mpahay toekarena dia taratry ny fahantran’ny firenena iray ny fahamaroan’ny mpivarotra tsy ara-dalàna, indrindra fa ny mpivarotra […]
Ao anatin’ny vanimpotoana tsy ahafahana maka trondro aty Alaotra amin’izao fotoana izao izay nanomboka tamin’ny faha 25 oktobra teo ka […]
Tao anatin’ny fifidianana izay nataon’ny vahoaka amerikanina tamin’ny faha 3 novambra 2020 teo dia no hahafantarana indray izay ho filoham-pirenena […]
Rehefa mitafa amin’ny mpanao gazety eny amin’ny foiben’ny TIM eny Bel’Air ireo mijoro ho mpanohitra ny fitondrana ankehitriny dia tahaka […]
Omaly faha 05 novambra 2020 no tonga teto Madagasikara ny zavatra iray manankasina izay nalain’ny miaramila frantsay rehefa resy ny fanjakana merina tamin’ny taona 1896. Ny […]
Mitsingerina anio faha-6 Novambra ny faha-25 taona nahamay an’Anatirova eto Antananarivo. Anio koa no nofidian’ny fitondram-panjakana hitokanana an’ireo asa fanavaozana ny […]
Isan’ny teboka notsindrian’ny Governoran’ny Banky Foiben’i Madagasikara, Henri Rabarijohn, tamin’ny mpanao gazety, ny alarobia teo, ny fiakatry ny vidin-javatra amin’izao […]
Raha ny fotodrafitrasa no jerena dia nihatsara ny tribonaly etsy Anosy raha ampitahaina amin’ny teo aloha, izany hoe tamin’ny taona […]