Publié le 16 septembre 2021
- Tena tsy rariny kosa ity naoty nomenao ahy ity, Ramose ! hoy i Bertine, sady nisefosefo nitomany izy.
- Tsy rariny ahoana ?
- Tokony tsy ahazo “zero” mihitsy ity devoarako ity!… Tena malahelo mihitsy aho, Ramose !
- Ndry !… Miara-malahelo aminao koa ho ry Bery keliko izany, satria tsy hitako intsony izay isa ambanin’ny “zero” azoko nomena anao !
- ???