Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny havamalalanay :
RATSIMBAZAFY Romuald Alain (Lalou)
Professeur Certifié de Malagasy
Chevalier de l’Ordre National
dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alatsinainy 20 jiona 2016, rehefa nivahiny 57 taona teto an-tany
Hoy :
Ny reniny : RAHELIARISOA Colette
Ny iray tampo aminy :
ANDRIAMANANTSOA Rivohery sy RASOAMAHEFA Alinah
RABARIJAONA Jean Wilson (Lila) sy Vololona
RAHELIARISON Jean Norbert (Nono)
RATSIMBAZAFY Andriniaina Jacques sy Loulou
RAKOTOMAHEFA Tantely sy Tanteliniaina
RAKOTOMAHEFA Andrianambinina sy Sandy
RAKOTOMAHEFA Zo Andrianantenaina sy Voahangy
Ny zanaky ny mpiray tampo aminy :
Rado sy Lala, Rivo, Raomy sy Candy, Ando, Antonio, Stephane, Anjarasoa, Mpandresy, Maherisoa, Yoann, Miranto.
Ny iray tampo amin’ny rainy :
Terak’Itpkl ANDRIAMBOLOLONA Paulbert
Vady navelan’I tpkl RAVALOMANDA sy ny zanaka amanjafiny
RAZAFIMAHEFA Ernest sy ny zanaka amanjafiny
Ny iray tampo amin’ny reniny :
RAKOTOBE Gilbert sy RAZAFINANDRIANA Marine ary ny zanaka amanjafiny
RABARIJAONA Jacques sy Saholy ary ny zanaka amanjafiny
RANAIVOSON Maurice sy Lucie ary ny zanaka amanjafiny
RASOLOARIJAONA Simone sy ny zanany
Ny fianakaviana manontolo
Ny mpiaramiasa taminy tao amin’ny La Gazette de la Grande Ile
Ny mpiaramiasa taminy tao amin’ny Lycée Ambohitrimanjaka, sy tao amin’ny
Lycée Andramasina
Ny EKAR Md Terezin’ny Jesoa Zazakely, Isotry
Ny EKAR Andramasina
Ny Fokontany Cité Ambodinisotry
Ny Fokontany Andramasina
Ny Fokontany Ambohimanambola Tanàna
Ny nofony dia hiala ao amin’ny tranony, Cité Ambodinisotry lgt 39, ny Alarobia 22 Jiona 2016 amin’ny 10 ora maraina, ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny EKAR Md Terezin’ny Jesoa Zazakely Isotry, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasandrazany ao Andramasina.
“Iaveh o, n’aiza n’aiza no alehako,
Ianao ihany no hitantana ny diako…”

