La Gazette de la grande ile

Orinasan- dRavalomanana : Mibodo tanin-tantsaha any Mandoto

Publié le 19 novembre 2022

Tratran’ny antsojay ny tantsaha tompontany ao amin’ny kaominina Betsohana anatin’ny distrikan’i Mandoto. Mibodo ny tany izay nohajarian’ireo tantsaha nanamaintimolaly azy ny orinasa Tiko-an’ Ingahy Ravalomanana ankehitriny. Manery ireo tantsaha hiara-hiasa amin’ny alalan’ny orinasa Tiko Feed Mill ao Antsirabe ny orinasa Tiko. Takian’io orinasa Tiko io ihany koa ny handoavan’ny tantsaha tompontany ny hofan-tany sy ny antsasa-bokatra ho an’ny orinasan-dRavalomanana.

Nangonin’i Soarak

Lire aussi