Accueil
Shihan RAMBELOSON Charles
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa nodimandry ny Alatsinainy faha 23 janoary 2017 teo faha 80 ny taonany ny hava-malalanay :
Shihan RAMBELOSON Charles
(7ème Dan)
Mpitari-dalana ny Aïkido teto Madagasikara
Mpamorona ny Aïkido-Budo-Zen
Mpikambana ao amin’ny Akademia malagasy
(Officier de l’Ordre National)
Hoy :
Ny vadiny :
– RASOAMANANORO Vololona
Ny zanany :
– RAZAFINDRAMBOLA RAMBELOSON Jean-Louis Fridy mivady
– RAJOHARISON Chopin mivady
– RALAMBOTIARAY ANDRIAMISA mivady
– RAMBELOSON Hery mivady
– RAZAFINDRAMBOLA RAMBELOSON Solotiana mivady
– RAZAFINDRAMBOLA RAMBELOSON Yoshin mivady (France)
Ny zafiny ary ny zafiafiny rehetra
Ny iray tampo aminy sy ny fianakaviana manontolo
Ny mpampianatra sy ny mpianatra Aïkido rehetra eto Madagasikara sy any ivelany
Ny Akademia Malagasy
Ny Tily eto Madagasikara
Ny Katedraly Anglikana Santa Laurent Ambohimanoro
Ny Fiangonana Anglikana avaratra Anjoma
Ny Fiangonana Protestanta Mandroseza Finoana
Ny Fokontany Ankorahotra, ny Fokotany Manakambahiny, Ny Fokontany Mahazoarivo Ambohidraserika
Ny nofony dia hiala ao Manakambahiny Lot VU 293 Bis (face station SHELL) ny Alakamisy faha 26 janoary 2017 amin’ny 2ora sy sasany.
Ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana METM Mandroseza Finoana. Ary afenina ao amin’ny fasan-drazany ao Mahazoarivo Ambohidraserika.
« JEHOVAH no mpiandry ahy,
tsy hanan-java-mahory aho » salamo 23 :1
En vue de lutter contre la fraude, la spéculation et la rétention des stocks destinés à la commercialisation du riz, le ministère de tutelle annonce qu’il va sévir. Mais au -delà de ces mesures administratives, d’autres facteurs de hausse méritent d’être pris en compte.